Ataovy pro fa rahampitso dia efa raikitra indray
CONNEXION À GOGO , sady efa mora ny sakafo no mbola omena mega ihany tenisany
Dia lazao mbola tsy afaka ndra

Ataovy pro fa rahampitso dia efa raikitra indray
CONNEXION À GOGO , sady efa mora ny sakafo no mbola omena mega ihany tenisany
Dia lazao mbola tsy afaka ndra
Iza no efa te ho dizina ?
Miandry anareo izahay aty Ankadifotsy
10.000 Ar dia efa afaka DIZINA tsara ny rehetra aty aminay
Miandry anareo izahay …
DIZINA ~
Aiza ho aiza marina moa ny Puzzle Ankadifotsy ? Indro ary ny répère ho an’ireo mbola tsy mahita
Raha avy any ISCAM dia midina à 250m amin’ilay lalana sens uniq
SURPRISE
Misy mbola tsy mino ihany ve hoe mihezaka hatrany izahay hanome ny tsara indrindra ho anareo ?
Androany Talata 02 Aprily dia hanome fanomezana tsar
Misy ny restaurant sasany dia tsy sérieux mihitsy ka
Ny olona rehetra mampiakatra prix, izareo mampirevy clients foana
Any aminareo ihany koa ve ohatran’izany ?
Matetika ilay « farany » iny tsisy mahasahy maka mihitsy
Mody samy voky daholo nefa samy te-haka
Jereo ao @ comment
SURPRISE
Misy mbola tsy mino ihany ve hoe mihezaka hatrany izahay hanome ny tsara indrindra ho anareo ?
Androany Talata 02 Aprily dia hanome fanomezana tsar
Eny ! Misokatra izahay
Noho ny fangatahanareo dia misokatra izahay androany. Ary ankoatran’ireo offre ao anaty carte dia misy ihany koa ireo offre nankafizinar
Any aminareo ihany koa ve ohatran’izany ?
Matetika ilay « farany » iny tsisy mahasahy maka mihitsy
Mody samy voky daholo nefa samy te-haka
Jereo ao @ comment
Ireo offre dispo androany
Miandry anareo izahay aty @ Puzzle Ankadifotsy
Livraison : 034.33.323.38 na MP