March 12
Coucou
Ity misy astuces kely nefa tena nahitako vokany, mba zaraiko maimaimpoana ho anareo izay tia mikarakara sy manampotoana tsara
MASQUE VISAGE MAGIQUE
Zavatra ilaina:
*Poudre curcuma 2sotrokely
*Ranona citron 2sotrokely
*Tantely pure 2sotrokely
*Lait na beurre de karité
*Argile Blanche 2sotrokely
1semaine defa mahita fiovana
Manala mony, panda, tache, may ny masoandro, manazava oditra
Manana MASQUE efa vita ihany koa izahay sady tena aingampiasa be
10.000ar 100ml
20.000ar 200ml
Misy LOTION FANDIO ( vita amin’ny vahoana, corosole) 10.000ar 100ml
Tonga dia mampiasa tsy mila mikarakara be, sady azo tehirizina tsara
Midira mp na tonga dia miantso
LIVRAISON possible
034 18 301 12
Aza adino manao partage anh
Découvrez le Masque Visage Magique de Natiora!
