Sakafo ara pahasalamana sy be otrikaina ny fromage soja,mahasolo hena izy io ho anao vegan na végétarien(ne), ho anao manao régime alimentaire, ho anao mpikotra

Sakafo ara pahasalamana sy be otrikaina ny fromage soja,mahasolo hena izy io ho anao vegan na végétarien(ne), ho anao manao régime alimentaire, ho anao mpikotra
Mety tsara ho an ireo olona tsy Tia hena na koa ireo izay tsy afaka mihinana henam-biby noho ny Antony Ara pahasalamana .
Mandray commande izahay
– Tofu natu
Mety atao solonkena, Mety ho an’i reo végétarien, vegan… Ary indrindra ireo manao régime alimentaire.
Azo atao laoka, salade, mélange, goûter, ary tsakitsaky