Sakafo ara pahasalamana sy be otrikaina ny fromage soja,mahasolo hena izy io ho anao vegan na végétarien(ne), ho anao manao régime alimentaire, ho anao mpikotrana.
Afaka ampiarahana aminy sakafo rehetra izay tianao, na goutter, na laoka, na régime mety daholo ary tena mahasalama tokoa anie
Izahay dia mivarotra :
-Tofu nature en bloc 3000 ar 250g
-Tofu masseré 6000 ar 250g
-Tofu préparé 7000 ar 250g
-Feuille pour pâte et Tagliatelle 10 000 ar 500g
-Mayonnaise Végétal Soja 5000 ar 100ml
-Yaourt à boire Soja 4000 ar litre
Mandray commande mp na miantso direct ny laharana misoratra eo ambany
Contact :
034 19 280 08
+3
Sakafo ara pahasalamana sy be otrikaina ny fromage soja,mahasolo hena izy io ho anao vegan na végétarien(ne), ho anao manao régime alimentaire, ho anao mpikotrana. Afaka ampiarahana aminy sakafo rehetra izay tianao, na goutter, na laoka, na régime mety
