Ho an’izay mbola tsy mahalala moa dia céréales vita Malagasy
ny céréales CROUSTY,
vita avy amin’ny blé, maïs ary cacahuètes
Atao sakafo maraina na goûter ho an’ny ankizy sy ny olon-dehibe koa. Matsiro sady mahavoky be fa ilay paquet 375 g io mahavita 10 andro
Mora be ny frais de livraison fa manomboka 1 000 Ar ny Centre Ville
Manasa antsika hanjifa o
Ny #TSARA #INDRINDRA ho #ANAO sy ny #ZANAKAO
Céréales Crousty Malagasy à base de blé, maïs et cacahuètes
