Sakafo Vita Malagasy

6h
#Antsirabe
Efa maro ny toeram-pivarotana azoantsika manjifa ireo vokatra eto Antsirabe !
Anisan izany ny Ny Mpanarato Shop, eo Vatofotsy, plaque Tiko no misy azy!.
Ahitantsika ireo kazarana #sauce , #sakay , #epices ,…
Mankasitraka antsika mpanjifa hatrany!..

Articles recommandés

Poulet, boeuf, poisson, crevette: 15isa à 2000ar

Gateau de misafidy : fêtez en beauté avec Eddy Ranaivoarison