Sakafo Vita Malagasy

Manampy amin’ny fampihenana ny fivontosana, fiarovana ny sela amin’ny fahasimbana, manatsarana ny fandevonan-kanina, manamafy hery ny fiarovana, ary manampy amin’ny fampihenana ny soritr’aretin’ny fahaketrahana sy ny fanahiana.
Afaka ampiasaina amin’ny sakafonao andavanandro ihany koa mba hahazoana ireo tombontsoa ireo. #tamotamo #curcuma #Fahasalamana #sakafomalagasy

Articles recommandés

PROTEINE 100% BIO : Forme & Santé Naturelle