Ravintotsako Lena : Recette Traditionnelle

Ravintotsako Lena : Recette Traditionnelle

Machiro
5 hours ago
Manasa izay tia ravin-tsaonjo lena
Mampangotraka rano dia avela hangotraka kely ao 5mn dia ariana rano, avy eo mamerina mampangotraka rano indray dia zay vao andrahoina amzay. Tongolo gasy, oignon, sakamalao, anamalao ary angivy no nafangaroko azy fa afaka asiana tsaramaso lena na voanjobory lena na hena ihany koa …
( tsy haroina @ sotrobe vy rhf mangaro azy fa hazo, dia rano mangotraka no ampiasaina amzay tsy manaikitenda)

Machiro

Les commentaires sont fermés.