Sakafo Vita Malagasy

Tiah Art and Lifestyle
23 hours ago
Faly miarahaba anareo indray amin’ity herinandro vaovao ity,, araka ny efa fataontsika isaky ny Alatsinainy dia ity indray ary ny fizarana ny laoka mandritra ny herinandro
Alatsinainy: Carotte sy ovy ritra
Talata: Hena baolina sy tsaramaso
Alarobia: Ovy sy anandrano
Alakamisy: Sosisy sy petit pois
Zoma: Ravimbomanga sy patsa be rony
Sabotsy: Atikena endasina sy ron’angivy
Alahady: Crabe sauce
Mirary herinandro finaritra ho antsika rehetra
#tiahartandlifestyle
#laokaherinandro

Articles recommandés

« Recette Matsiro Be: Henomby, Légume & Anana Ritra »