Sakafo Vita Malagasy

Ravina Corossol : Fanafody hiakatra ny fanafarana ara-batana

3 hours ago
Fantatrao ve?
Ireo vokatsoa azo avy amin’ny corossole
Ravina Corossol
Fanafody tension ambony, diabète, cancer, rhumatisme
Fomba fikarakarana azy
Ravina Corossol 10 ampangotrahana am rano 1litatra sy tapany mandritran’ny 5 mn de esorina
Sotroina mandritran tontolo andro afaka asina tantely
In 1 isak’erinadro no manao azy
Fanamarihina : vehivavy bevoka, mampinono tsy misotro
Manina mo raha tonga dia mamboly mihintsy?somary lafo ihany no hivarotan’ny olona ny ravin’izy itony satria izy ity tena ilaina
Mbola misy ny zanany izay hitatsika amin’ny sary ambany ireto
8000ar zanany
Tsy mifidy izy ity fa mora maniry kely
Aroro tsara anao ny fomba fambolena azy
Mp commande
034 79 787 12
Manao livraison
Mandefa faritra

Articles recommandés