Team Lalao
5 hours ago
TEAM BUILDING
EKIPA MAHAVOA, TETIK’ASA MAHOMBY, ORINASA MANDROSO
3 EM jour tany Ampefy tany izy ity
Ndao tsy azavaina ndray aloha ny asa fa noentinay tamin’ny alalan’ny JEUX DES POSTES ny Ekipa teto,ny Fil d’animation mampahomby tsy Miova
FUN , COHÉSION
Miditra amin’ny Client faha 255 isika rahampitso ka dia ity ny numéro mahazo :
0346112725
0328176436
0387847021
dozera.rad26@gmail.com