L’excellence fait la différence, ny tsara hatrany HO ANAO
WhatsApp
Voahirana
July 2 at 7:05 PM
Hello Juillet, Salama daholo isika rehetra ehhh
Tena faly foana izahay mahare hoe afa-po ianareo ary maka tsirony tokoa mihinana ilay sandwich antsika
. Mamy kely ery ianareo
Mahazo hafatra matetika izahay hoe matsiro vé ilay sandwich ?
Dia hoy izahay hoe, alefaso ny commande-nareo fa tsy ho diso fanantenana ianareo
Manontany ihany koa ianareo hoe iza no tena tsara?
Raha hanome indice izahay Dia ireto roa ireto no tena maro mpankafy
Sandwich jambon-oeuf-fromage : 6000 ar
Sandwich jambon fromage : 5000 ar
Ny sandwich hafa rehetra koa mbola misy foana an
Dia andao hanaraka tsy tapaka ny pejintsika sao ho taraiky rehefa hivoaka ilay tolotra vaovao
. Dia ho anareo mpanjifa manontany hoe rahoviana ny tolotra vaovao?
Dia hoy izahay hoe……aleo aloha hiandry kely eh
sandwich matsiro be hatrany ny hivoaka eo
…..fa aleo aloha ny fivoahany ataontsika….ankamantatra hatreto
Manomboka amin’ny 10 Ora maraina ny livraison antsika an
034 67 044 79