Sakafo Vita Malagasy

Boucherie Tianay: Filet de zébu de qualité aux alentours

a day ago
Raha toa ka mila hen’omby malemy tsara dia filet de zébu alaina.
Sady mora karakaraina no mora masaka.
Ato amin’ny boucherie Tianay no ahitanao hena malemy azo antoka ary ara-pahasalamana.
Mahazo en face pharmacie RN2
Analamahitsy eo aloha kelin’ny centre médical Marie stella
Sabotsy namehana akaikin’ny Poissonnerie Landa eo amin’ny arrêt bus sabotsy.
Ho an’ny livraison kosa, manasa anao handefa MP na hiantso ny : 034 25 478 47.
#BoucherieTianay #Filetdezébu #Viande #Malemy #Matsiro #Azoantoka

Articles recommandés

Découvrez les délices de la Boucherie Tia’nay

Corps d’esturgeon en tranche : Délicieux et frais!

Vaky2, Mifangaro & Entiers : Frais & Disponibles