Sakafo Vita Malagasy

6 hours ago
Salama daholo tompoko !
Ilazana isika fa tsy afaka manao livraison izahay androany sy rahampitso. Izay rehetra hanaterana ny alatsinainy kosa dia afaka mametraka commande fa raisinay ihany.
Mankasitraka indrindra dia bon weekend daholo

Articles recommandés

« Formation pratique charcuterie : Rejoignez-nous dès samedi ! »

« Cherche coiffeur(se) pour salon à Antananarivo »