2 days ago
Iza avy no hanao soin miaraka amin’ny challenge pousse ?
Ireto ary ny routine kely raha ampiasa azy
:
Shampooing stimulant : manadio sy mampalefaka ny volo
Après shampooing hydra-nourri : soin hydratant & nourrissant. Rehefa avy mampiasa azy dia ampy soin hydratant sy nourrissant tsara ny volo.
Atao rehefa avy mampiasa shampooing, alona 15min dia kobanina tsara.
Nb: *Raha mora gras ny volo dia atao avant shampooing ilay soin hydra-nourri io, alona 30min, avy eo mampiasa shampooing.
*Raha somary maina2 ny volonao dia lomana 30min après shampooing.
Thé capillaire Infusette : Infusette iray atao anaty rano mafana 250ml,rehefa vita ny soin shampooing +après shampooing, dia anakobanana volo farany,.
Manala calcaire raha sendra misy calcaire ny rano nanasana loha, M’stimule ny pousse & anti-chute ihany koa.
Infusette 1 afaka averina ampiasaina in-2 .
Alarobia repère galana
033 74 152 50
Challenge Pousse : Stimulez la pousse de vos cheveux
