Sakafo Vita Malagasy

about an hour ago
MISY SAKAFO MAMPATAVY
nefa tsy mankarary ve ?
anisan’ny fanontaniana apetraky ny mpanjifa ato
Tsara foana aloha no manatona mpitsabo sao misy aretina mahazo.
Raha ny sakafo kosa dia :
Tsara ny mandamina ny fandevonan-kanina, indrindra any amin’ny tsinay, mba tena ho lasa any amin’ny vatana tokoa ny otrik’aina fa tsy tonga dia any amin’ny làlan-kafa :
MIEL CURCUMA sy BANANES SECHEES
no afaka manampy anao @izany ato aminay.
Ny miel Curcuma koa dia tena ilaina amin’izao mangatsiaka izao, iadiana amin’ny
gripa kely, kohaka kely, no manampy miady tsikelikely amin’ny
cholesterol (ny tavy efa niraikitra amin’ny rindrin’ny làlan-drà ka mety hanentsina azy taona maro any aoriana, mahatonga aretina maro).
Afaka atao masque tarehy koa anaovana jejojejo.
Ny fruits séchés : rehefa hamainina ny voankazo dia lasa entona ny rano (80-90%n’ny lanjany), nefa mbola mitoetra ao avokoa ny mineraly, fibra sy ny ankamaroan’ny vitamina.
Eraky ny tànana isan’andro no hohanina (tsy tokony atao be loatra, satria ny siramamy natoraly ao anatiny tsy lasa entona fa miangona ao). Rehefa mba te hitsakotsako dia sakafo mahasalama no atao, sady mampatanjaka, mba tsy hanangona cholesterol izay hitondra loza any aoriana raha tsy mitandrina.
Ny miel Cacao pur na Cacao pur au lait : hosorana @ mofo na atao amin’ny ronono ilay Miel Cacao pur (lasa cacao), ilaina amin’ny fahasalamàn’ny hozatra, ny fo, manampy hanana môraly ambony sy miady amin’ny stress.
Ny koba Manjary Fy sy Manjary soa : izay misy vary mena, soja, karazana legioma sy voankazo efatra (karaoty, korzety, akondro sy paoma na frezy).
Vokatra natoraly, tsy misy akora simika, vita malagasy
VIDINY :
Tsak’Fruits (fruits secs su fruits séchés mifangaro), fruits séchés : 5 000 ar ny fonosana 50 gr
Miel Curcuma : 11 000 ar raha bôkala plastika, 12 500 ar bôkala vera (250 ml)
Miel Cacao pur : 14 000 ar , Cacao pur au lait : 15 000 ar (bôkala 280 ml)
Koba Manjary Fy sy Manjary Soa :
1 pqt, 25 gr : 2000 ar
5 pqts 25 gr : 8 000 ar
10 pqts : 14 000 a
Afaka manoratra sy mikômandy mivantana eto amin’ny pejy, na miantso ny
034 19 932 73, na ny 034 59 138 91, na ny 032 74 399 98, na tonga aty amin’ny
showroom-nay eto Tsiazotafo, ampitan’ny station Total taloha, 100 m miala ny Avance Center.
#sakafomampatavy #sakafomahasalama #Natoraly #vitamalagasy

Articles recommandés

Fifaliana Mh Foods: Pâtisserie et viennoiserie