Sakafo Vita Malagasy

Mbola mitoy hatrany ny fandraisana commande.
YAOURT MAISON vita @ronono pur tsy mitapoka.
Yaourt matavy tsara sady mamy
Oanao Epicerie na patisserie tena mety tsara aminao ity yaourt ity
Afaka omena degustation enao ary afapoa vao mandoa vola
Jifaina @vidiny 500ar sy 600ar (ny fatrany no tsy itovizany)
Livraison gratuit plus de 20boite
Toerana Anosizato
Tel : 034 61 188 06

Articles recommandés

Yaourt Vita Am Vovodonono : Recette Facile & Délicieuse

Fromage cheddar aminy : 14 000 Ar seulement !

Midir MP : 18 Images, Qualité Exceptionnelle