Fast food restaurant
Send message
Kaly-T
14 hours ago
Anisan’ny nanamarika ny fahazazako sy ny fahatanorako ny fitiavako #cake
ary nampitaiko aty amin’ny zanako izany ankehitriny.
Indrindra fa rehefa asiana #raisin any anatiny an
Ary nareo ? Inona no mba #sakafo tena nankafizinareo t@ zany ?
« Le cake : un souvenir d’enfance gourmand »
