Sakafo Vita Malagasy

Mofo baolina sy ronono
Farine 500gm
Sucré 150 gm
Oeuf atody 4
100gm de beurre dobera
140 ml de lait ronono
Zest citron kely
1 sotro lehibe Levures chimiques
Kapoana miaraka tsara ny atody sy ny Siramamy + ny ronono + zest citron miampy ny dobera,
Vita zay de alefa ny farine sy ny Levures
Afangaro tsara daholo ary avela ipetraka kely 30 munite ny pâte zay vao endasina
Vita zay de afanaina ny menaka atao aminy lapoaly profondes lalina tsara
Tsy atao mamay be ny menaka anendasana mofo bol fa mafanafana kely de alefa ny pâte
Bolabolaina kely madinika de alefa, atao afo malefaka be mandra pamasany
Mavita mofo baolina 45 isa io na 50
+2

Articles recommandés

Formation Pratique en Charcuterie : Devenez un Maître Boucher

Akoho Gasy : Ambanivohitra vs Ville, Quelle Différence ?