3 hours ago
ALEO ASIANA LALAO KELY ARY E…
PIZZA ZANIA.MAGIC 1METRE X 3 (Telo) no loka
– Ohatrinona ny vidin ity #PIZZA_ZANIA_MAGIC_1METRE ato amin ny Foodzania by Ariela ?
Soraty eto amin ny commentaire eto.
– Zarao ity publication ity
Izay telo tsara vintana, sarihinay eto, dia mahazo iray avy. SABOTSY @20h no tapitra ny lalao.
N.B: Feu de bois foana ny Pizza antsika, ary mampiavaka ny Foodzania by Ariela ny 1METRE
Misokatra 7j/7j
#LIVRAISON sur appel ihany
–
#TALATAMATY : 038 86 416 97
#ANALAMAHITSY Andrononobe ( En face Arret Bus ECOLE): 038 25 309 00
–
#SOANIERANA (EN FACE BATPRO): 034 04 443 16
« Gagnez une Pizza ZANIA.MAGIC 1 METRE ! »
