Sakafo Vita Malagasy

8 hours ago
FOMBA NATORALY HANDEVONANA NY « lithiase renale » na « calculs rénaux »
Taova iray anisan’ny tena manan-danja ao anaty ny voa « reins ». Izy io mantsy no miandraikitra ny fanivanana sy fanalana ireo loto rehetra ao anaty rà. Izany hoe miantoka ny fahasalaman’ny vatana iray manontolo. Zavatra iray tsy mahatomombana ny voa anefa ny fiforonan’ny « lithiase renale ». Matetika dia avy amin’ny fiandronan’ny « acide urique » na « sels minéraux » no mahatonga ny fiforonan’ny vato ao amin’ity farany. Azo atao tsara anefa ny manala sy mandevona izany amin’ny fomba natoraly. Mahakasika izay indray ary no toro-hevitra atolotra ho anao anio.
MENAKA OLIVA SY VOASARIMAKIRANA:
Ny fikambanan’ireo akora roa ireo dia tena tsara raha hiadiana amin’ny fiforonan’ny « lithiase renale », ary mbola azo handevonana izany ihany koa izy ity. Izy ireo mantsy dia « diurétiques » no sady manankarena « antioxydants » ka manampy amin’ny fanalana ireo singa mahatonga izany izay miditra amin’ny alalan’ny sakafo ary koa mandrisika ny famotehana ny « lithiase renale ». Ity ary ny fomba fikarakarana azy: Maka « huile d’olive » iray(1) sotrokely, ranona voasarimakirana tapany, rano iray(1) sotro fihinanana. Afangaro ireo dia sotroina ny maraina vao mifoha( à jeun).
RANONA « CELERIE » SY PAOMA
Ity zava-pisotro iray ity dia tena tsara be mihitsy, raha handevonana ny « lithiase renale ». Mitondra « antioxydants » sy « anti-inflammatoires » be dia be mantsy izy ka manampy amin’ny famotehana ireo singa voalaza fa mivadika « lithiase rénale ». Ity ary ny fomba fikarakarana azy: maka tangozana « celerie » iray miaraka amin’ny fakany ary sasana madio tsara dia tetehina, maka paoma iray dia sasana madio ary voasana dia tetehina madinika, atao anaty « mixeur » dia asiana rano tapaky ny vera, totoina ary tatavanina dia sotroina ny maraina vao mifoha(à jeun).
GAMME D’ENTRETIEN À BASE DE GIROFLE, vokatra multi-fonction, 100% natoraly izay ato aminay. Atao traitement systematique de 20 jours. Miasa mandevona ny « lithiase renale » no sady manafaka ny vokadratsy sy ny tranga rehetra aterany.
PRIX GAMME D’ENTRETIEN À BASE DE GIROFLE: 35000 ariary(thé + huile à base de girofle + cataplasme de girofle)
CONTACT POUR COMMANDE ET PLUS D’INFO: 0347039680 (mandray antso 7j/7 hatramin’ny 10 Ora Alina)
LIVRAISON GRATUITE 7j/7 et jour férié pour tana ary mandefa any amin’ny faritra ihany koa raha any ianao.
Mirary fahasalamana milamina hatrany.

Articles recommandés

FINTSA na PITIKY Sofia(Fitsa): 100g à 2000ar