Ireto alefa maika androany ihany
Akoho lahy reproducteur 6isany 7mois
25000ar ny ray 135000ar rahamaka mitambatra
Gana vavy be 2isany matavy sy manatody
45000ar izy roa, 25000ar raha maka ray 1
Toerana itaosy afaka manatitra raha akaiky
0331798147
Akoho Faheloka: Ireo Akoho Lahy Reproducteur 6-isany 7-mois, Vavy Be 2-isany.
