2 days ago
GAMME Visage MAHAGAGA
Produits visage Garantie 100% naturels izy ireto .
Satria Saropady ary tena Saropady ny tarehy ka dia nofidiana sy notsongaina tao anatin’ny maro ny Akora rehetra .
Lotion sans savon : Anasana tarehy, mandroatra tsara nefa dia malefaka be ,tsy misy savony, tsy manditsoka maso,mitazona ny hodi-tava ho salama ary ho tanora lalandava
Gommage :Manala ny Sela maty amin’ny tarehy, manala ny loto miraikitra tsy mety miala ,ary manala ny points noirs, manadio ny masokoditra.
Crème de jour: mampalandina ny tarehy, miaro azy tsy ho mora maina ary tsy ho mora mikentrona , mitazona ny tarehy ho « hydraté » tsara ao anatin’ny tontolo andro, miaro ny tarehy amin’ny rivotra sy ny vovoka , loto ary setroka, mitroka ny menaka be mivoaka amin’ny tarehy, Afaka atao base maquillage
Crème de nuit : crème feno vitamine ary miasa tanteraka ao anatin’ny torimaso mba hampamiratra ny tarehy ny maraina , misoroka sy mampihena ny kentrona (ride ) , mampihena ny tasy.
Masque MAGIQUE :GELÉE MAGIQUE
masque visage
Ny Gelée magique dia Vita avy amin’ny Concombre et Persil frais
Manarina ny hatsaran’ny hodi-tava ary mitsabo azy raha toa ka simba. Mitsabo ny tarehy misy tasy , Manala tsikelikely ny ride (anti-ride), Manala ny arerahana be eny amin’ny tarehy
, Mampalefaka sy mampazava ny hoditra ,ho toy ny hodi-jaza , Mamerina tsikelikely ny tarehy misokatra masokoditra , ary misoroka ny fiforinan’izany ,Misoroka ihany koa ny fiforonan’ny points noirs.
Mirary soa indrindra ary tompoko .
Garantie
Natoraly – Garantie fa tsy misy akora chimiques na Kely monja aza
