4 days ago
Bonsoir les maman
miverina manao livraison izay
ka noho izany mbola misy fona ny koba mahapadonga ny zazakely ato amnay an
Koba akondro sy koba vomanga izay vokarinay ato Fy kaly no maha donga donga kely zaza anay 1ans izy zao dia tena mbola donga2 kely fona ary tena mbola mihinana an’ilay koba vomanga sy koba akondro
tena mapitombo lanja anazy ary tena mapatanjaka be anazy mihintsy koa manasa antsika izay manana zaza pitsana ary anjifa fa tena mapazotoa sy mapadonga zaza ilay izy
vetivety ny zazakely de mahazo lanja
Prix:
500g:10000ar
1kg:20000ar
Koba Akondro & Vomanga : Le secret d’un bébé dodu
