Sakafo Vita Malagasy

4 hours ago
Ilay letchis btickaville mbola misy zanany vitsy,ho an’ireo izay mbola te hamboly
ilay kely voany fa tena be nofony no sady mamy tsara anie e
Mamokatra tsara rehefa fotoana fahavokarany iny,atoronay anao tsara ny fomba fambolena azy
Zanany:30.000ar
Mbola manana ilay letchis zanantany koa izahay an amin’ny vidiny:15.000ar
Mp avy hatrany ary raha mahaliana anao
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra tompoko

Articles recommandés

Chicken&Wraps Box : Poulet Délicieux & Wraps Gourmands

Crevettes GM Fraîches – Arrivage Zao – 50 000 Ar/Kg