Sakafo Vita Malagasy

12 hours ago
Corossol
Aiza no faritra tena betsaka mpamokatra azy Ty?
Mafana zao n’y andro afaka atao jus tsara izy ty.
Tsara ho any fahasalamana ihany koa raha misy olona voan’ny cancer.
Isan’ny voankazo tena hoe bio,
Ho anareo restaurant n’a gargote n’a traiteur manao jus afaka manao commande ianareo fa manao livraison izahay.
Misy daholy na masaka na manta
Efa nisy nanandrana azy Ty ve atao confiture
Bon weekend

Articles recommandés

Farine de riz : La saveur authentique

Asperges, avocat, mangue Diego: 6000Ar à Tsena Faneva