Varotra Ony Tiana
Send message
Varotra Ony Tiana
8 hours ago
Salama daholo
iza no mbola tsy nahazo kapa hoditra tato amin’ny Varotra Ony Tiana ?
Araraoty fa mbola mitohy hatrany ny fandraisana commande kapa hoditra 100% ato aminay
Amin’ny kalitao tsara hatrany:
– Tsy malama ny faladihany
– Misy pointure izay ilaina
– Mazaka rano,masoandro ol,orana ,…
– Tsy miofo ny lokony
Prix: Am-behivavy 35.000ar / An-dehilahy 40.000ar
Manao livraison tana izahay ary mandefa faritra ihany koa
Mp avy hatrany raha liana na miantso ny 0343211839
Kapa Hoditra 100%: Tsy Miala Ny Lokony
