Sakafo Vita Malagasy

Amin’ny maha produit de haute qualité azy dia misy Garentie tsara mihintsy ny couveuse ato aminay
Couveuse automatique à double alimentation 12V et 220V
Prix : 52 oeufs : 410.000ar
Mode intelligent : tsy manahirana be mapiasa azy satria efa automatique avokoa ny humidité sy ny température ary ny retournement ka rehefa avy manatsofoka atody dia miandry vokatra
Couveuse Automatique haute qualité sy mafy hatrany no hatolotra anareo mpanjifa, économique ihany koa ilay couveuse satria tsy mihinana batterie sy courant (50W fotsiny)
Misy hatrany ny assistance complet ho anareo izay manjifa ato aminay satria ny fahafam-po nareo mpividy no tanjonay
Lieu : Antananarivo
Livraison gratuite ra eto Tana ville
Mandefa amin’ny faritra ihany koa izahay ( Taxi brousse, Service Rapide )
Raha mila fanazavana fanampiny ary dia :
034 73 428 17
Na Mp
Disponible 7j/7

Articles recommandés