Sakafo Vita Malagasy

Fiompiana Fanakotrehina Maharitra
July 25 at 10:09 AM
Aza tara ary fa tena mety be ho anao ito an
SORATAKO ALOH ETO MIHINTSY TOMPOKO OE AZA MIDITRA MP RAHA TOKA TSY METY AMINAO ILAY CONDITION AZAFADY
ZAPEO FOTSINY
TSY MISY TONGA DIA VITA FA SUR COMMANDE ARY MISY GARANTIE
AVANCES 70%
Salama daholo indray oh
COUVEUSE YAOURTIERE (fankotrehina atody maharitra)
Tel: 033 38 906 97
Ho anao izay mitady fankotrehina atody maharitra azahoana tombotsoa ary tia miompy maro
mitady fitadiavambola maharitra
mety aminao ity tolotra ity
couveuse manuel (temperature efa automatique
source d’allimentation
12v (batteri) TSY MIANTOKA BATERI IZAHAY TOMPOKO FA COUVEUSE IHANY
220V (jirama)
Speciale petrole
MIXTE:
12V ET PETROLE
220V ET PETROLE
12V ET 220V
Ary vita avy aminy contre plaquer( maharitra taona maro
misy garantie 5 mois be izao
SUR COMMANDE ATRANY TOMPOKO
avance 70% apre 7 a 10 jours vita
mety avokoh izay atody ataonao
ex: gana,gisa,dokotra,akoh,sns…
mety anaovana zavatra hafa ihany ko
ex:yaourt,fruit sec, anamainana hazandrano
Azo antoka atrany izy
mp ary tompoko
tel: 033 38 906 97
Lieu: by pass imerimanjaka
AVERIKO IHANY FA SUR COMMANDE TSY MISY TONGA DIA VONONA
TANDREMO NY MPISOLOKY

Articles recommandés

« Apprenez à élever des canards pour des œufs longs tous les jours »

« Formation Gratuite : Recyclage Produits Agricoles et d’Elevage »

VANTAN : Poulet, Viande, Crevette, Poisson, Livraison