Mpivarotra Zanankazo Rehetra
11 hours ago
Ity indray ilay mamoa mandava-taona ry zareo ah
(4 saison)tena tinareo mihintsy izy ity,izy koa tena mamokatra be foana rehefa fahavokarany iny
CITRONNIER naCITRON MEYER(greffe
Afaka ataonao anaty pot na amin`ny tany mety foana,tsy dia mifidy toerana izy ity fa mora maniry
.zanany=15.000ar
.zanany efa mamoa anaty pot:30.000ar,mbola zanany kely fa efa mamoa,manoro anao hatrany ny fambolena sy ny fikarakaraka isak`izay karazana zanankazo jifainao ato aminay izahay
Mp avy hatrany raha mahaliana
034 79 787 12
MAnao livraison sy mandefa faritra rehetra tompoko
[ « Citronniers & Citron Meyer : 4 Saisons, Frais & Délicieux ! » ]
