….
Avalomy tsara amin’izay iny
ampy izay fa ireto misy dia alaivo haingana indray fa tsy variana mihazakazaka ivelan’ny kianja any fotsiny
RANTSANY 5 indray, ye
Ho anao io mihitsy
Poussins SOIE
Isan’ireo akoho race d’orenement, fanao haingo izany, noho ny bika aman’endrika izay miavaka tokoa, misy ilay sanga kely
Eo ihany koa ilay RANTSANA 5(jereo tsara ny sary tena izy
Tahaka ireo amin’ilay sary farany izy rehefa somary lehibebe kely
Aza matahotra fa omenay maimaim-poana anao daholo ny teknika rehetra amin’ny fomba hitaizainao azy
Alefaso aminay izao dia izao ny hafatrao, (alefaso any amin’ny message privé) na koa tonga dia antsoy mivantana ny laharana:
0343978987/0326958455
Livraison TANA &PROVINCES
#rantsana_5
#ho_anao_mihitsyio
#ny_tsara_hatrany
#tsenantsikarehetra_ofisialy
Poussins SOIE : Akoho race d’ornement de qualité
