Tena tsara hoan’ny fahasalamana ny Tahini:
Manala ny tavy ratsy amin’ny vatana
Sources de bonne graisse: tsara hoan’ny fahasalaman’ny fontsika
Mampikoriana tsara ny lalan-drà
Betsaka protéine,calcium, magnésium,fer,zinc
Manampy amin’ny fihenan’ny vatana
Ahoana ny azo ampiasàna azy:
Hosorana amin’ny mofo maraina
Hoanina miaraka amin’ny vary
Atao anaty sauce vinaigrette
Hoanina miaraka amin’ny voankazo izay tiantsika toy ny akondro sy avocat
Afaka jifainao eny amin’ny magasin anay Ferme Aina Ambohidahy ampitan’ny St Michel Amparibe vavahady ambony
Shop Liantsoa,Jumbo Score Madagascar , ShopU
#tahini #Superfood #HealthyFood #sesame #anticholesterol #bonnegraisse #petitdejeuner #FermeAina
Ferme Aina
Health/beauty
Send message
Recettes saines et délicieuses à base de tahini
