41 minutes ago
Mankasitraka anao ramatoakely nisafidy ny thé hibiscus sy vinaigre de cidre MIRINDRA atao voandalana hidy any Frantsa.
Misaotra mandratra ny vita Malagasy. Soava dia Tompoko. Mirary soa mandrakariva.
« Thé Hibiscus & Vinaigre de Cidre MIRINDRA: Goût Malagasy en France »
