Iza avy isika no tia frites
Vokatra Malagasy
Ndao mba anjifa ny vita gasy
Frites Précuites
Fomba fanomanana :
Avohay mialoha avy ao anaty vata-fampangatsiahana mandritra ny minitra vitsy.
Afanaina mialoha ny menaka (180°C )
Hendasina mandritrin’ny 3min fotsiny, dia vita ny ovy !
Ny tombony ho anao :
Madio
Azo tehirizina
Tsy mila mamofy na mitetika
Tsy mandany menaka be intsony
Ary avy hatrany dia manendy (3min)
Prix de lancement : 3.500 Ar/250g ary
Sur commande hatrany
Livraison manomboka : « 3000Ar
Talata/Zoma
+ 261 32 96 395 26 na mandefasa hafatra miafina