Sakafo Vita Malagasy

Pâte Aux légumes de Madagascar
100% bio
Tsy misy produits chimiques
Mety tsara ho an’ny olona tsy tia légumes nefa mankafy pâte
Pâte sèche fa tsy ireny nampandalovina etona ireny
Tsy modaka zany na andrahoina elabe aza
250Gr ny sachet iray fa rehefa masaka izy mitovy habetsaka @ pâte 500Gr rehetra ireny
Ataontsika mitovy @ rehetra ihany ny vidiny 5000ar
Mbola vitsy kely aloha ireto fa mangataka an’izay vonona hividy sy hanandrana ary hanao retour eto ho fanamarihana sy hakana lesona farany alohan’ny amoahana azy ho jifain’ny rehetra tanteraka
Mbola tsis point de vente fa alaina devant gare Soarano ny Samedi de 12h à 14h
Misy karazany roa ny vokatra
1- Tagliatelles
2- Tripolini
Mandefa MP azafady izay vonona
Teneniko eo @ commentaires rehefa lany ny vokatra ho an’ny Sabotsy io
Mankasitraka anareo sahady ny tenako manjifa ny vita Malagasy

Articles recommandés