Personal Assistant
WhatsApp
Fikambanana Mikarakara Zokiolona eto Madagasikara
3 hours ago
GRAIN DE SÉSAME TRIÉ
Tena mety be ho an’ny Mpianatra, mpiasa birao, Zokiolona, sy ireo manana toe-batana tsy mitana calcium sns….
Sady mampitombo fitadidiana (Aide mémoire) no misy Vitamine B1,B2,B3 ihany koa. (Vokatra efa voafantina manokana no nampiasanay hatramin’izay ary efa hananana traikefa)
Tena ilain’ny zokiolona indrindra ireo voan’ny Alzheimer
Be Calcium ary mampitombo hery fiarovana.
Misy en sachet ary efa natao amin’ny vidiny mirary :
•1kg : 17000ar
•500g: 9000ar
Misy ihany koa ny prix de gros.
Toerana : Tsiadana Ampasanimalo
Afaka manao livraison izahay (Livraison gratuit Tana Centre Ville)
Contacts : 0342211477 – 0374211067
« Grains de sésame trié : Mieux-être et mémoire ! »
