6 hours ago
Ny anareo ko ve efa manomboka mitsiry ravina toy izao ny kaky
Rehefa avy nanintsana ravina nandritra izay fotoana ela2 izay izy dia efa fotoana izao hitsiriny ravina vao2 indray,tsy maintsy ohatranzay foana izy isan-taona ho an`ireo izay mbola tsy mahalala
Zananay efa manomboka mitsiry:16.000ar
»KAKY GREFFE FON`OMBY »,izy io,ilay vaventy be ,be nofony fa tsy misy voany(mamy tsara
Manoro anao fambolena azy izahay
034 79 787 12
Manao livraison sy mandefa faritra rehetra
Kaky Greffe Fon’Omby : Vaventy be, be nofony, mamy tsara!
