3 days ago
Urgent miaraka @ #Promotion be oa ity erinandro ity
Fa maninona no manao promotion foana nareo?
Satria feno 3taona @ ity taona ity izahay dia mizara hafaliana miaraka aminareo.
Ianareo anie no tena L’Art de Soja e?
Sa ahoana? Dia tokony ho mendrika omena fanomezana?
Vakio tsara ary an?
Nomen’ny FFIOVA Vakinankaratra Officielsehatra hiaraka hifampitafa sy hifampizara ny mahasoa isika.
Noté kely hoe « stand 22 devent gare ny 05-06-07 septembre 2024 »
Hampanao formation ihany koa izahay.
Ity ilay promotion an!
45.000ar fotsiny tena fotsiny raha tokony ho 150.000ar.
Koa aiza indray ianao no ahita, nefa dia traikefa 3taona mahery no ho zarainay sady tsy toy ny mahazatra anao.
Tsy misarihana ianao fa hatoronay anao ny fividianana ny zavatra tokony hampiasaina rehetra.
Averina kely 45.000ar fotsiny ny sarampianarana raha 150.000ar nanaovanay teto Tanà.
Place limité: 20 personnes ihany
Noho izany dia nasiana réservation 15.000ar.
Ka ny 30.000ar @ jour hianarana.
Daty: alahady 08 septembre
Toerana: Antsirabe Tsenakely
Contact rapide : 0347658843
Formation Cuisine Antsirabe: Apprenez les Secrets!
