Sakafo Vita Malagasy

Boucherie & Charcuterie Tia’nay
6h
Alatsinainy = herinandro vaovao = laoka anio eto amin’ny pejy
Alatsinany : chou-fleur sy toto-kena
Talata : Tyssam sy menaka
Alarobia : Tsiasisa
Alakamisy : ati-kena sauce
Zoma : Anamamy sy ovy
Sabotsy : karoty sy haricot vert sauté
Alahady : Trondro frite sauté
Mazotoa homana daholo oh
#BoucherieCharcuterieTiaNay #SopapaLaokaHerinandro #TorohevitraSakafo #BoucherieEnLigne #SabotsyNamehana #Mahazo #Analamahitsy

Articles recommandés

Dégustez un Ventre d’Esturgeon Délicieux !

Devenez un maître de la charcuterie : Formation pratique à Antananarivo

[« Apprenez à Faire de la Charcuterie Pratique »]