Crudités fa somary mafana ny andro
Glace dessert
Karibo o

Crudités fa somary mafana ny andro
Glace dessert
Karibo o
Nafangaro tao daolo izay hita tao anaty congélateur.
Boulette de poisson,crevettes, saucisses fumé, nofon’ akoho,légumes, nasiko 5 épices, sakamalao, tongologa
Tsy miala @ lohany mht.
Karibo o
masaka.
Napina anamadinika dia natao tsara ny atsasany.
Inona ny fangarony tinareo miaraka @ looks
Farine,œuf,beurre fondu,levure chimique, sucre,lait ,vanille
Nataoko au pif fotsiny fatrany.
Reste sanglier si champignons ritra.
Bon dimanche daolo o
Sa tsaky mety @nazy
Nasiko karazana épices, ketreana malemy potika mht mo,napiko carré de chocolat noir manalefaka le tsirony somary maery ony,napiko champignons
Aona ny fanaovana
Mihaina @zavamisy
Sandwich saucisses beurre sakafo atoandro.