André Hery Rafaliniarivo
8 hours ago
Salama e
Ireto ndray ny tolotra manaraka ,maro sika ilay nitady efa lehibe miaraka @ lahy.COU NU GEANT pondeuse lahy iray

André Hery Rafaliniarivo
8 hours ago
Salama e
Ireto ndray ny tolotra manaraka ,maro sika ilay nitady efa lehibe miaraka @ lahy.COU NU GEANT pondeuse lahy iray
André Hery Rafaliniarivo
3 hours ago
Salama daholo ndray ary….iza ilay mitady couple BRAHMA PUR azoantoka sy mahafeno fepetra tsara?..efa vita traitement rehe
André Hery Rafaliniarivo
a day ago
Salama daholo e. poussin cou nu GEANT 25 JOURS ndray no atolotra .AMZAO andro efa manomboka mafana zao. 3 mianadahy tsarake
a day ago
betsaka taminireo namana tonga naka poussin tato no efa nitrotro ,sy nangataka haka sary taminy
…mbola ho ngeza lavitra noho zao nedala ra tena fah
André Hery Rafaliniarivo
18 hours ago
Matanjaka sy vaventy ary haingampitombo be Ireto BRAHMA GEANT mainty reto.
Misy mianadahy un mois reo 150000ar izy roa.
André Hery Rafaliniarivo
Manaja daholo ndray
,.Atreto aloha ,dia hafa mihitsy ny mitaiza COU NU GEANT PONDEUSE PUR ,satria : sady mora tezaina ,haingampitombo
Manaja ny mpankafy poule de race rehetra.
Be lahy loatra ato amiko ,de atakaloko race hafa nedala ty …wyandotte ,susex . sns…..ao @ Mp miresaka hoanao izay
Tsy haiko aloha izay any
, ,fa reo ny tovolahy releve mpamokatra ato antanana.
….
Mirary tontolo andro hoatsika mpankafy rehetra
André Hery Rafaliniarivo
jereo eo izay mety ,de anontanio @ MP ny vidiny….akanga… BRAHMA lahy…akoho mpiady vantony.
Ambohitrimanjaka
0344647658
Sary fampitahana
ny any IVELANY sy ny ato ANTANANA
.miezaka manova loko ,sy mikatsaka ny tsara.