1d
afaka fonosina tsara ireto chocolat artisanal ireto
hoanareo mikarakara baptême njaza
hasoavan jaza
fiançaille
sns….
mp raha mila fiarahamiasa
commande bet

1d
afaka fonosina tsara ireto chocolat artisanal ireto
hoanareo mikarakara baptême njaza
hasoavan jaza
fiançaille
sns….
mp raha mila fiarahamiasa
commande bet
3d
ndao ikarakara chips otran’ reto
fa za mi varotra ilay poudre manome tsiro sy loko.epice magique
poudre de tomate pimenté
poudre de crevette
poudre de fromag
alahady ny andro
andao ikarakara churros
de hoanina @chocolat aty amiko atao gouter
afaka manao livraison bloc de chocolat za androany
mp
Ry mpanao esquimaux rehetra ato
mitongava manjifa ilay chocolat noire.fanaovana esquimaux fa efa mafana ny andro.
manome prix de gros anareo za
satria samy mba
na koa we couverture
sady hanjifa chocolat ato aminay
afaka micommande le tablette bloc be nareo
de afaka micommande ilay tablette kely koa maraina
misy au lait
misy noire
special commande le blanc
mtovy daholo pri
2 hours ago
afaka micommande le tablette bloc be nareo
de afaka micommande ilay tablette kely koa maraina
misy au lait
misy noire
special commande le blanc
mtov
9 hours ago
aiza daholo le client ko mahafatra po
tato reny o
mbola misy le chocolat en kg matsiro be nge e
midira mp.fa le contact nareo tsisy tadidiko
alefako eto iany sao misy te hinana chocolat. na acro @chocolat ato
100%bio io. vokatra malagasy
azo antoka tsara. chocolat artisanal
azonao atao gouter
azona
alefako eto iany sao misy te hinana chocolat. na acro @chocolat ato
100%bio io. vokatra malagasy
azo antoka tsara. chocolat artisanal
azonao atao gouter
azona