Tsy miandry oe zavatra be fa hifaliana izay tody e.
Ireto ny vokatra rehefa nampianatra ankizikely namboly (fambolena mikajy ny tontolo iainana, mitsinjo ny fa

Tsy miandry oe zavatra be fa hifaliana izay tody e.
Ireto ny vokatra rehefa nampianatra ankizikely namboly (fambolena mikajy ny tontolo iainana, mitsinjo ny fa
Ranon-jezika kankana ity,
Sady zezika fanampiny, no tena azo atao ody biby ihany koa…
Asiana fihenam-bidy kely aloha
(1500ar ny 1/2 litata)
Mihoatra ny 3 lit
Avy any Inde no niandohan’ny margose voalohany, nampidirina tany Chine avieo ary niparitaka ka tonga hatraty amintsika.
Marobe ny voka-tsoa azo avy aminy, anisa
N’y voly no vanon-ko laoka matsiro… Ny fangaro naniriany no tsara,
Omena anao ny »secret »,..
#Mamboly
#Sakafo
#Fahasalamana
Rehefa naniry ho azy tato ity ra-voatabia,
Namoa @ izay, bitika kely ity ra-voany…
Noterena t@ zezika kankana fa eee…
Hay kay ilay karazana voatabia bitika
#ketrika
#natoraly
Anisan’ny legioma mora ambolena tokoa ny »selery ».
(Rehefa nividy hoampiasaina, dia notapahana ilay misy fakany iny, natao anaty rano kely @ kaopy, afaka vola
Ho antsika izay efa miompy na hiompy kankana, asio maso kely ity e…
Mamelona sy mampiaina indray ny tany izy @ fampidirana bakteria sy otrik’aina feno ilainy.
Maro ny tombontsoa entiny ho an’ny fahasalaman’ny zava-maniry: mampir
Afaka mandray anjara ianao @ fiarovana ny tontolo iainana, fanadiovanana ny tanana ary manatsara ny volinao raha mamboly…
Vahaolana tsotra sady mora, tsy mian