Fangaro:
Sauce concentrée Tomate
Fromage
Basilic, Oignons
Toto-kena omby
Fampiasana azy:
Arakara fotsiny eny ambonin ny #spagetti masaka
afangaro mba hifin

Fangaro:
Sauce concentrée Tomate
Fromage
Basilic, Oignons
Toto-kena omby
Fampiasana azy:
Arakara fotsiny eny ambonin ny #spagetti masaka
afangaro mba hifin
Tapitra hatreo ny mirirotra hena
Makafy mihinana steak amin izay ny banga!
#macération mampalemy hena!
Raha tsy malemy ny hena azon io dia efa taolam-pifik
Ankitsapaka tsy maintsy MAHAZO
Androany sisa a!
Analakely Tsaralalana ao amin ny
ProxiShop
Antaninarenina zaridaina stand 25 Produits Kinana Plus
Mba mila
Madis Tsena Gasy
Send message
Madis Tsena Gasy
TSAKY EN KILOS
Mihinana sisa! Tena hoe manala fahasahiranan anareo mihintsy no mafinaritra anay e!.
Jereo izay me
Soava Mandry jiaby antsika mankafy fiainana!
Manomboka 15 avril dia maimaimpona ny saram-panaterana
Raha andrenivohitra (en ville)
Ka mihoatra ny 20 000 ar ny fitambaran ny entana vidianao.
Promotion amin
Ar 35 000
– FROMAGE
Gouda 1 Kg be izao.
+ Fromage fondu 250 gr be izao
+ RonAkoho Gasy 1fonosana be izao
+ Pâte ManDam tena misy Akoho sy fangarony ary sauce
Efa misy sauce steak
efa vonona!
Io amin ny sary io ny porofo sy fijoroana vavolom-belona.
( Les jaloux vont maigrir, donc si tu es maigre , tu es jalou )
Hena baolina sauce sy thysam
Zavatra ilaina:
Toto-kena, thysam, tongolo be, tongolo maintso macération ktono, sauce pizza,
Fikarakarana :
Asiana ktono ilay