Hena baolina sauce sy thysam Zavatra ilaina: Toto-kena, thysam, tongolo be, tongolo maintso macération ktono, sauce pizza, Fikarakarana : Asiana ktono ilay toto-kena , asiana tongolo maintso voatetika madinika, bolabolaina amin izay angeza hitiavana a

Hena baolina sauce sy thysam
Zavatra ilaina:
Toto-kena, thysam, tongolo be, tongolo maintso macération ktono, sauce pizza,
Fikarakarana :
Asiana ktono ilay toto-kena , asiana tongolo maintso voatetika madinika, bolabolaina amin izay angeza hitiavana azy!
Arotsaka amin ny menaka mamay, avadibadika mba hitovy ny fahamasahany! Arotsaka avy eo ny tongolo be voatetika.
Rehefa manomboka mendy ny hena dia arotsaka ny thysam dia asina sauce pizza kely. Afangaro dia saromana hiketrika.
Tsy tapohina rano fa ilay ranotsasan ilay ananandia ampy!
Aza adino ny sakay Mandoro hitelomana azy
Mazoto homana

Madis Tsena Gasy

Les commentaires sont fermés.