Madis Tsena Gasy Send message Madis Tsena Gasy TSAKY EN KILOS Mihinana sisa! Tena hoe manala fahasahiranan anareo mihintsy no mafinaritra anay e!. Jereo izay mety fa hisesy ny fety!.. 1kg minimum, efa miaraka amin ny sauce voanjo !.. 033 07 707 07

Madis Tsena Gasy
Send message
Madis Tsena Gasy
TSAKY EN KILOS
Mihinana sisa! Tena hoe manala fahasahiranan anareo mihintsy no mafinaritra anay e!.
Jereo izay mety fa hisesy ny fety!..
1kg minimum, efa miaraka amin ny sauce voanjo !..
033 07 707 07

Ar 35 000 – FROMAGE Gouda 1 Kg be izao. + Fromage fondu 250 gr be izao + RonAkoho Gasy 1fonosana be izao + Pâte ManDam tena misy Akoho sy fangarony ary sauce + Aterinay Maimaimpona raha andrenivohitra + Yaourt Brassé C’est Bon kadoa 038 68 086 92

Ar 35 000
– FROMAGE
Gouda 1 Kg be izao.
+ Fromage fondu 250 gr be izao
+ RonAkoho Gasy 1fonosana be izao
+ Pâte ManDam tena misy Akoho sy fangarony ary sauce
+
Aterinay Maimaimpona raha andrenivohitra
+ Yaourt Brassé C’est Bon kadoa
038 68 086 92
Hatramin ny faran ny volama Marsa

Hena baolina sauce sy thysam Zavatra ilaina: Toto-kena, thysam, tongolo be, tongolo maintso macération ktono, sauce pizza, Fikarakarana : Asiana ktono ilay toto-kena , asiana tongolo maintso voatetika madinika, bolabolaina amin izay angeza hitiavana a

Hena baolina sauce sy thysam
Zavatra ilaina:
Toto-kena, thysam, tongolo be, tongolo maintso macération ktono, sauce pizza,
Fikarakarana :
Asiana ktono ilay toto-kena , asiana tongolo maintso voatetika madinika, bolabolaina amin izay angeza hitiavana azy!
Arotsaka amin ny menaka mamay, avadibadika mba hitovy ny fahamasahany! Arotsaka avy eo ny tongolo be voatetika.
Rehefa manomboka mendy ny hena dia arotsaka ny thysam dia asina sauce pizza kely. Afangaro dia saromana hiketrika.
Tsy tapohina rano fa ilay ranotsasan ilay ananandia ampy!
Aza adino ny sakay Mandoro hitelomana azy
Mazoto homana

Kiala jefotra ! #sauce #burger !. Ataontsika prix promo aloha… Azontsika jifaina ao amin ny BOUTIK’M Antsahavola Manomboka amin ny herinandro, Afaka manatitra ihany koa mandrapahatonga azy eny amin ny mpaninjara mahazatra ! Mila maka Fy fiainana …

Kiala jefotra ! #sauce #burger !.
Ataontsika prix promo aloha…
Azontsika jifaina ao amin ny BOUTIK’M Antsahavola
Manomboka amin ny herinandro,
Afaka manatitra ihany koa mandrapahatonga azy eny amin ny mpaninjara mahazatra !
Mila maka Fy fiainana …

Akoho sy legumes! Zavatra ilaina: Akoho, tongolo be, voatabia, legumes efa voatetika, poulepices, sauce mine sao, sauce blanche. Fikarakarana : Tetehina.manify ny akoho, atao sahala amin ireny ovy frites ireny. Asiana poulEpices. Avy eo endasina. Reh

Akoho sy legumes!
Zavatra ilaina:
Akoho, tongolo be, voatabia, legumes efa voatetika, poulepices, sauce mine sao, sauce blanche.
Fikarakarana :
Tetehina.manify ny akoho, atao sahala amin ireny ovy frites ireny. Asiana poulEpices. Avy eo endasina.
Rehefa mendy ny akoho dia araraka avy hatrany ny tongolo be sy ny voatabia voatetika, ary asiana sauce mine sao.
Araraka ny legumes ary afangaro tsara dia avela hiketrika 5 minitra.
Asiana sauce blanche kely dia tapohina rano mifanaraka amin ilay habetsaky ny sauce blanche (oh: sauce 1 sotro fihinana : rano 1 vera sy tapany)
Afangaro tsara ary rehefa miverina mangotraka dia vita ny nahandro.
Aza adino ny voankazo. Rah midongy tsy mety mihinana voankazo ny kilonga dia avadio ho ranomboankazo fa tiany iny.
Dia mazoto jiaby e!

Send message Madis Tsena Gasy Inona ny laoka? COURGETTES SY TOTO-KENA Zavatra ilaina: Corgette, toto-kena, votabia, tongolo oignon, sira , poivre, Tamotamo, sauce steak. Fikarakarana azy: Arakaraky anaty vilany ny sauce steak 2 sotro, araraka avy eo ny

Send message
Madis Tsena Gasy
Inona ny laoka?
COURGETTES SY TOTO-KENA
Zavatra ilaina:
Corgette, toto-kena, votabia, tongolo oignon, sira , poivre, Tamotamo, sauce steak.
Fikarakarana azy:
Arakaraky anaty vilany ny sauce steak 2 sotro, araraka avy eo ny tongolo sy viatabia voatetika.
arotsaka avy hatrany ny toto-kena ary avela hirasona.
Rehefa manomboka mendy dia arotsaka ny courgette, tsara kokoa raha somary vaventy ny tetika ary afangaro
Tsy andrasana boledaka fa atao somary mantamanta ilay courgette. Tsy tapohina rano fa ny rano-tsasany ihany dia mahamasaka azy.
Tsara raha voatabia no atao lasary.
Sakay Manjakely no tsara kokoa miaraka aminy.
vokatra ny paiso, tsara atao tsindrin-tsakafo.
Mazotoa Homana e!