Send message Madis Tsena Gasy Inona ny laoka? COURGETTES SY TOTO-KENA Zavatra ilaina: Corgette, toto-kena, votabia, tongolo oignon, sira , poivre, Tamotamo, sauce steak. Fikarakarana azy: Arakaraky anaty vilany ny sauce steak 2 sotro, araraka avy eo ny

Send message
Madis Tsena Gasy
Inona ny laoka?
COURGETTES SY TOTO-KENA
Zavatra ilaina:
Corgette, toto-kena, votabia, tongolo oignon, sira , poivre, Tamotamo, sauce steak.
Fikarakarana azy:
Arakaraky anaty vilany ny sauce steak 2 sotro, araraka avy eo ny tongolo sy viatabia voatetika.
arotsaka avy hatrany ny toto-kena ary avela hirasona.
Rehefa manomboka mendy dia arotsaka ny courgette, tsara kokoa raha somary vaventy ny tetika ary afangaro
Tsy andrasana boledaka fa atao somary mantamanta ilay courgette. Tsy tapohina rano fa ny rano-tsasany ihany dia mahamasaka azy.
Tsara raha voatabia no atao lasary.
Sakay Manjakely no tsara kokoa miaraka aminy.
vokatra ny paiso, tsara atao tsindrin-tsakafo.
Mazotoa Homana e!

Madis Tsena Gasy

Les commentaires sont fermés.