Akoho sy legumes! Zavatra ilaina: Akoho, tongolo be, voatabia, legumes efa voatetika, poulepices, sauce mine sao, sauce blanche. Fikarakarana : Tetehina.manify ny akoho, atao sahala amin ireny ovy frites ireny. Asiana poulEpices. Avy eo endasina. Reh

Akoho sy legumes!
Zavatra ilaina:
Akoho, tongolo be, voatabia, legumes efa voatetika, poulepices, sauce mine sao, sauce blanche.
Fikarakarana :
Tetehina.manify ny akoho, atao sahala amin ireny ovy frites ireny. Asiana poulEpices. Avy eo endasina.
Rehefa mendy ny akoho dia araraka avy hatrany ny tongolo be sy ny voatabia voatetika, ary asiana sauce mine sao.
Araraka ny legumes ary afangaro tsara dia avela hiketrika 5 minitra.
Asiana sauce blanche kely dia tapohina rano mifanaraka amin ilay habetsaky ny sauce blanche (oh: sauce 1 sotro fihinana : rano 1 vera sy tapany)
Afangaro tsara ary rehefa miverina mangotraka dia vita ny nahandro.
Aza adino ny voankazo. Rah midongy tsy mety mihinana voankazo ny kilonga dia avadio ho ranomboankazo fa tiany iny.
Dia mazoto jiaby e!

Madis Tsena Gasy

Les commentaires sont fermés.