13h
Manasa hihinana lasary manga oh
Ilay efa somary masaka ilay manga eto ah

13h
Manasa hihinana lasary manga oh
Ilay efa somary masaka ilay manga eto ah
11h
Masaka ny nahandro oh :
– Jambon sy sofin-kisoa nafangaro tsaramaso lena
– Salade verte
– Ron’angivy sy ravimbomanga ary anamalao
Manasa ary oh
Machiro
5 hours ago
Poisson fumé ritra, manasa oh
Machiro
5 hours ago
Manasa izay tia ravin-tsaonjo lena
Mampangotraka rano dia avela hangotraka kely ao 5mn dia ariana rano, avy eo mamerina mampangotraka rano
15 hours ago
Poulpe sauce
Rehefa voadio tsara ny orita dia nandrahoana t@ cocotte minute 20 mn, tsy ariana izay ambina rano nandrahona azy tao fa ilaina anaova
18 hours ago
Vily lena sauce, nasiana anamalao kely rehefa akaiky ho ritra
18 hours ago
Sosety sy henabaolina
a day ago
Haricots vert sy sofin-kisoa , manasa oh
a day ago
Voatavo sy menaka ary tongolo gasy + oignon + sakamalao râpé
a day ago
Kabaro sauce, nasiana silaka voatavo kely tao anatiny