Sakafo Vita Malagasy

7 hours ago
Aubergine sauvage ANGIVY

. MARO NY TOMBONTSOA AZO ÀVY AMINY
Manala tavy sy mampihena ny vatana
Manampy @ fandevonankanina
Manala fitohanana (constipation)
Manatsara ny fiasan’ny fo
Mandrindra ny tahan’ny siramamy ao amin’ny vatana
Mampidina tosi-dra
Zarazarao fa mety hahasoa ny hafa
Azonao jifaina eto amin’ny pejy ihany koa ny ANGIVY
ATERINAY ÀNY AMINAO
MESSAGE PRIVÉ NA ANTSOY FOTSINY NY 0348616467

Articles recommandés

Volo Maniry Haingana: Lotion Mahagaga!